|
|
|
|

Entry 1  voafora
Root  2 fora
Part of speech  3  past participle
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  5 nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1]
Explanations in English  6 circumcised [1.2]
Explanations in French  7 circoncis [1.3#186]
Examples  8  Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [1.353]
Vocabulary  9  Health
Synonyms  10 finora
Analogs  11  afa-trosa, 12  nodidiam-poitra, 13  nosikinana, 14  notsongoina, 15  vita hasoavana, 16  voadidy foitra, 17  voalehilahy, 18  voasikina, 19  voatsongo

Updated on 2026/04/22