|
|
|
|

Entry1  voafandrika
Root  2  fandrika
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  latsaka anaty vovo [1.13]
Explanations in English  5  ensnared, caught [1.2]
Explanations in French  6  à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé [1.3#146]
7  piégé [1.13]
Examples  8  Nisy sasantsasany rahateo tohina : voafandrika ve ry zareo? [1.369#]
9  Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#]
Synonyms  10  finandrika
Proverbs  11  Proverbs containing the word voafandrika

Updated on 2023/01/20