Entry vivery
Elementary words vy ; very
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1]
Examples 
1Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928]
2Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/12/18