Entry | 1 vita-nanahary |
Elementary words | 2 vita, Nanahary |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary [1.1] |
Explanations in English |
5 a natural product not man made [1.7] |
Explanations in French |
6 produit naturel [1.8] |
Examples |
7 Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332#] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word vita-nanahary |
Updated on 2023/05/13 |