|
|
|
|

Entry 1  vitaina
Root  2 vita
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra
9 Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!
10 Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika [1.1]
Explanations in English  11 to be completed, to be finished [1.7]
Explanations in French  12 qu'on finit, qu'on accomplit [1.8]
Examples  13  Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472#162]

Anagrams  14 tiavina, vitaina

Updated on 2026/04/20