| Entry | 1 visavisa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fitanisanisàna.
4Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra. 5Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra.. [1.1] 6famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa. [1.13] |
| Explanations in English |
7a detailed description or enumeration.
[1.7] |
| Explanations in French |
8description ou énumération détaillée.
[1.8] 9remémoration. [1.13] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|