|
|
|
|

Entry1  viraviraina
Root  2  viravira
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako!
5  Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona?
6  Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1]
Explanations in English  7  to be rent, to be torn asunder [1.7]
Explanations in French  8  qu'on déchire, qu'on tiraille [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/20