|
|
|
|

Entry (1/2)1  vintana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  lahatra, anjara [Tanala] [1.78]
5  Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Explanations in English  6  fate, luck, destiny [1.7]
Explanations in French  7  destin, sort [1.8]
8  destinée [1.3, 1.66]
Examples  9  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word vintana

Entry (2/2)18  vintana
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  fintana [Sihanaka, Tanosy] [1.78]

Updated on 2023/06/11