|
|
|
|

Entry1  vinanto
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
Explanations in English  5  a son or daughter-in-law [1.7]
Explanations in French  6  gendre, bru [1.54, 1.8]
Examples  7  Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
8  Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398]
Compound words 
Titles 
Proverbs  11  Proverbs containing the word vinanto

Anagrams  12  vinanto, vintano

Updated on 2023/10/21