Entry vinaingitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1]
Vocabulary 
Origin French: vinaigre.
Articles 

Updated on 2022/07/30