Entry |
vilia
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1]
|
Explanations in English | A plate, a dish; cf. lovia [1.7]
|
Explanations in French | Plat, assiette [1.8]
|
Examples | Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|