| Entry | 1 verahina |
| Root | 2 veraka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina
9 Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana 10 Velarina: Veraho ny entanao hosavana 11 Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao [1.1] |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|