|
|
|
|

Entry1  velomina
Root  2  velona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy
5  Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany
6  Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao
7  Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo
8  (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao [1.1]
Explanations in English  9  to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) [1.7]
Explanations in French  10  qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume [1.8]
Examples  11  Aza velomina ny vehivavy manana ody. [2.996]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word velomina

Anagrams  18  milevona, mivelona, velomina

Updated on 2023/01/20