|
|
|
|

Entry1  velirano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fianianana [1.1]
Explanations in French  4  Serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment [1.3#824]
Examples  5  Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508#]
6  Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588#]
7  Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69#]
Other spellings  8  vely
Elementary words  9  vely, rano
Compound words 

Anagrams  11  Narivelo, renivola, velirano

Updated on 2023/07/23