|
|
|
|

Entry 1  velarina
Root  2 velatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona
9 Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo
10 Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra
11 Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy
12 Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala [1.1]
Explanations in English  13 to be spread out, to be unrolled [1.7]
Explanations in French  14 qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3]
15 qu'on déplie, déroule, étend [1.8]
Examples  16  Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy: [2.293#20]
17  velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472#53]
Synonyms  18 avelatra
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word velarina

Anagrams  20 lavareny, 21 vary lena, velarina

Updated on 2026/04/22