Entry vazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
Examples tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
Compound words 

Entry vazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/11/25