| Entry | 1 vazivazina |
| Root | 2 vazivazy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
9 Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be teased, to be annoyed; to be mocked
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on taquine, de qui on se moque
[1.8] |
| Examples |
12 ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
[2.131]
13 Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay [2.471#53] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 Ny zazavavy, vazivazina |
| Updated on 2026/04/21 |
|