|
|
|
|

Entry 1  vazanana
Root  2 vazana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy
9 Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody [1.1]

Updated on 2026/04/20