Entry vaviantitra (vavy, antitra)
Part of speech noun
Explanations in English [ vavy antitra ] An old woman [1.2]
Explanations in French Une vieille femme [1.3]
Examples 
1Nitsangana ny vaviantitra dia nivoaka. [2.270]
2Nolanjaina hanatona ilay ho fasany ity vaviantitra. [2.944]
3Teo aloha koa toa betsaka ny lahiantitra sy ny vaviantitra. [1.437]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2021/10/16