Entry |
vatan' akondro
|
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo [1.1]
|
Explanations in French | Le faux tronc du Bananier [1.196]
|
Examples |
1 | Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe;
[2.59]
|
2 | ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany.
[2.587]
|
|
Vocabulary |
Elementary words | vatana ; akondro |
|
Entry |
vatan' akondro
|
Part of speech | locution
|
Explanations in French | Figuré: sans goût, insipide [1.196]
|
Elementary words | vatana ; akondro |
|