|
|
|
|

Entry (1/2)1  varoa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
4  Zoology: veterinary art
Explanations in Malagasy  5  Ny varoa dia bibikely mpanimba tafiditra teto amintsika taona vitsy izao. Efa tany amin' ny taona 1950 no nahitana ny varoa, antsoina hoe "Varroa destructor" amin' ny kaontinanta Azia. Ny taona 1966 no nambara ofisialy ny maha biby manimba azy sy ny loza aterany. Rehefa niparitaka tany Eoropa izy ny taona 1970 dia tonga teto amintsika ny taona 2010.

Bibikely mivelona amin' ny ran' ny renitantely ny varoa, ary manatody sy mitombo haingana mihoatra ny fitombon' ny renitantely. Azo lazaina ho toy ny karazana kongona na hao izy io, miloko mena matroka manompy volontany, mirefy 1,1 hatramin' ny 1,2 mm ny halavany ary 1.5 hatramin' ny 1,6 mm ny sakany, izany hoe toy ny loha-paingotra ny habeny. [5.mg.https://apimadagascar.files.wordpress.com/2012/09/livret_adygasy.pdf]


Entry (2/2)6  varoa
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Botany
Explanations in French  9  Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  11  arova, ravao, varoa, voara

Updated on 2022/06/04