Entry | 1 varifitoventy |
Elementary words | 2 vary, fito, venty |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: finances, management |
Explanations in Malagasy |
5 Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1] |
Explanations in French |
6 le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3#813] |
Examples |
7 Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499#] 8 Ny varifitoventy sahy kianja ny ilavoamena mitam-pihavanana fa ny ariary no vola malaza nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho [2.131] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word varifitoventy |
Updated on 2023/11/24 |