Entry vaozina (vao)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy ( havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Morphology 
Present : vaozina, vaoziko, vaozinao, vaoziny, vaozintsika, vaozinay, vaozinareo, vaozin', vaozin-, vaozim-, vaozi-
Past : novaozina, novaoziko, novaozinao, novaoziny, novaozintsika, novaozinay, novaozinareo, novaozin', novaozin-, novaozim-, novaozi-
Future : hovaozina, hovaoziko, hovaozinao, hovaoziny, hovaozintsika, hovaozinay, hovaozinareo, hovaozin', hovaozin-, hovaozim-, hovaozi-
Imperative : vaozy
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20