|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vaovao
Root  2 vao
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1]
7 zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64]
Explanations in French  8 actualités, informations, nouvelles [1.64]
Examples  9  Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472#136]
Analogs  10  maresaka
Combinations  11  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vaovao

Entry (2/2) 12  vaovao
Root  13 vao
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15 Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro
16 Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1]
Explanations in English  17 new [1.7]
Explanations in French  18 nouveau, neuf [1.8]
Examples  19  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470#19]
20  Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472#41]
21  Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583#5]
Analogs  22  ambentin-dresaka, 23  fary mitety reny, 24  honohono, 25  mahoraka, 26  maresaka, 27  resaky ny olona, 28  sahoa, 29  siosio, 30  teny mandeha, 31  tsaho, 32  tsahotsaho
Combinations  33  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vaovao

Anagrams  34 avoavo, 35 ovaova, vaovao, 36 voaova, 37 voavao, 38 voavoa

Updated on 2026/10/18