Entry | 1 vantotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe |
Explanations in English |
4 [1.2] something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. |
Explanations in French |
5 [1.3] se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce |
Examples |
6 [2.69#230] Hianao vantony, izaho maitso volo 7 [2.558] Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra 8 [2.643#39] Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana 9 [2.643] Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo 10 [2.996] Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word vantotra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |