Entry vantany vao
Elementary words vantany ; vao
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1]
Explanations in French à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3]
Examples Vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/10/24