| Entry | 1 vantanina |
| Root | 2 vantana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny
9 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina [1.1] |
| Explanations in French |
10 où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement
[1.3] 11 où l'on va droit [1.8] |
| Examples |
12 Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady.
[2.470#50]
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|