Entry vaninandro
Elementary words vany ; andro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1]
Explanations in French Temps fixe, jour fixé [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2024/03/21