Entry valonga
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  valo (amin' ilay fiteny fanaon' ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Explanations in French Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3]

Updated on 2020/09/10