Entry valanirana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1]
Scientific name Nuxia capitata
Examples Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2021/08/24