|
|
|
|

Entry (1/3)1  valamena (vala)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
4  Ny Fitsarana [1.1]
Examples  5  Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69]
6  Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508]
Compound words 

Entry (2/3)8  valamena (vala)
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Botany
Explanations in French  11  (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse. [Bara, Tanosy] [1.196]
Scientific name 

Entry (3/3)13  valamena (vala)
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Botany
Explanations in French  16  (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292. [Tandroy] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  18  mañavela, valamena

Updated on 2020/07/31