|
|
|
|

Entry 1  valalanina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
5 Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
Explanations in English  6 tired out by monotonous work [1.7]
Explanations in French  7 épuisé par un travail monotone [1.8]
Examples  8  Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470#103]

Updated on 2026/04/20