Entry |
vakoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.1]
|
| Rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62]
|
Explanations in English | A silver chain [1.7]
|
Explanations in French | Une grande chaîne d'argent [1.3]
|
| Chaîne d'argent [1.8]
|
Examples |
1 | ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo:
[2.48]
|
2 | Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany.
[2.113]
|
|
Morphology |
|
Compound words |
|
|
Entry |
vakoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1]
|
| Akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena
sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry
ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62]
|
Explanations in English | Inherited treasure; Malagasy traditions [1.7]
|
Explanations in French | Trésor [1.3]
|
| Trésor dont on hérite; traditions [1.8]
|
Examples | Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto.
[1.320]
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Titles |
|
|
Entry |
vakoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo]
(sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre.
[1.196]
|
Scientific name | Trema orientalis |
Vocabulary |
|
Entry |
Vakoka
|
Part of speech | name (book title)
|
Subtitle | Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
/m:copyrigh>
Author | Rajemisa-Raolison Régis |
Publishings | 1948.
1955.
1957. Ambozontany. Width: 14cm. Height: 22cm. Pages: 271.
1965. Ambozontany. Width: 14cm. Height: 19cm. Pages: 334.
|
Vocabulary |
Elementary words | Rajemisa: Vakoka |
Tables and plates | All the titles
|
|