|
|
|
|

Entry1  vady tra-drafy
Elementary words  2  vady, tratra, rafy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy [1.1]
Explanations in French  5  épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce [1.3]

Updated on 2023/01/01