|
|
|
|

Entry1  vadintanimbohitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony
Examples  4  [2.508#] Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady.
Elementary words  5  vadintany, vohitra
Synonyms  6  vadintany ambany

Updated on 2024/12/10