|
|
|
|

Entry1  vadiana
Root  2  vady
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampiarahina amin' ny...: Tsy hahavelona anao io asa io raha tsy vadianao raharaha iray hafa [1.1]
Explanations in French  5  A qui ou à quoi on ajoute, on associe, on met le complément, le pendant: Tsy afa-mandeha lavitra aho raha tsy vadianao olona iray (Je ne peux pas aller si loin, si vous ne me donnez pas quelqu'un pour compagnon) ~ Tsy manendrika ny efl-trano ity sary ity, raha tsy vadiana anankiray (Ce tableau n'orne pas bien l’appartement, s'il n’y a pas son pendant, son pareil) [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word vadiana

Updated on 2020/07/31