Entry tsy mitsitsy (tsy, tsitsy)
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: mandany
Examples 
1mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
2Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27]

Updated on 2020/07/31