Entry | tsy maty tsy akory fa mbola matory | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1] | |
Elementary words | tsy ; maty ; tsy akory ; mbola ; matory | |
Updated on 2023/11/20 |
![]() |