Entry tsy manan-droa hamolahana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana [1.1]
Elementary words tsy ; manana ; roa ; amolahana

Updated on 2023/06/05