Entry tsy maintsy
Elementary words tsy ; maintsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza fa ilaina tsy azo avala ny fanaovana zavatra iray (eo aorian' ny "tsy maintsy" dia azo atao milaza ny ankehitriny na milaza ny ho avy ny matoanteny arakaraka ny hevitra tian-kolazaina): Tsy maintsy ataoko ity asa ity izao ihany ~ Tsy maintsy hovangiakony reniko rahampitso [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/01/01