Entry tsy mahavaly bontana
Elementary words tsy ; mahavaly ; bontana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon' ny olona anao [1.1]
Explanations in English Not to be able to reward one as has been done to him [1.2]

Updated on 2023/06/27