Entry | tsy hita zambazamba | |
Elementary words | tsy hita ; zambazamba | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy hita isa, tsy hita pesipesenina Tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1] | |
Examples | nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany.
[2.69] | |
Synonyms | tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively | |
Updated on 2023/11/20 |