Entry tsy hita paipaika
Elementary words tsy hita ; paipaika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1]
Explanations in French L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415]
Examples Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Synonyms tsy hita polopolorina ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka

Updated on 2023/11/20