Entry tsontsa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Explanations in French Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Examples 
1Dadako ├┤, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
2Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/08/11