| Entry | 1 tsoahana |
| Root | 2 tsoaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra
9 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity 10 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa 11 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako 12 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] |
| Anagrams | 13 anatsaho, 14 tosahana, tsoahana |
| Updated on 2026/04/20 |
|