Entry | tsitapitapitrizay | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Vetivety foana taorian' izay, poa toy izay, tsielaela taorian' izay [1.1] | |
Examples | Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona.
[2.472] | |
Updated on 2020/07/31 |