Entry | tsipisandry | |
Elementary words | tsipy ; sandry | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1] | |
Other spellings | tsipy sandry | |
Anagrams | tsipisandry, tsipy sandry |
Updated on 2023/06/12 |