Entry | tsinjo voron' i Mazoto | |
Elementary words | tsinjo ; vorona ; mazoto | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo mikendrikendry na mijerijery lavitra fotsiny raha misy haza tetehina ho azo; kanefa nony misy mahazo, manantena ny hiombona amin' ilay nahazo [1.1] | |
Proverbs | Proverbs containing the word tsinjo voron' i Mazoto | |
Updated on 2023/09/10 |