|
|
|
|

Entry 1  tsinjovina
Root  2 tsinjo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
9 Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
Explanations in French  10 Qu'on regarde en bas, au loin
11 figuré: sur qui on veille [1.3#780]
Examples  12  Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445#]
13  Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21