Entry | tsinipaka (tsipaka) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voatsipaka, tsipahina, dakana: Tsinipak' i zandry ny firakofana Ariana, lavina: Notsinipaky ny tainy tsy ho zanany Rakoto [1.1] | ||||||
Explanations in French | à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied Figuré: repoussé, rejeté [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voatsipaka | ||||||
Anagrams | antsipika, tsinipaka |
Updated on 2023/01/20 |